ANJAKA lyrics :
"Mbola Hiverina Aho"

Send "Mbola Hiverina Aho" Ringtone to your Cell

Lazaiko anao androany fa tsy sitrapoko

Fa lalan’ny fiainana anie izany

Ka aza tomany

Ankehitriny moa, tsy maintsy mandeha aho

Fa noho ny fitiavako anao ihany anie

No anaovako izao



Bridge: Mba hampisy fahasambarana



Ref: Isaky ny mahita ny endrikao aho dia te hiteny

Hoe tsisy ohatranao raha mbola ety an_tany

Nefa tsy afa_manoatra aho androany

Fa tsy maintsy mandeha

Aza manahy, ny foko ho atokako ho anao

Ho mandrakizay



Aza omena tsiny fa lehilahy ny tena

Mety ho tratran’ireo fakam_panahy ihany

Eny ho eny

Fa ireo nofintsika hatramin’izay

Ho tohizana sy ho tanterahintsika ihany

Fa aza manahy



Bridge: …

Ref: …

… no fetra iarahntsika roa

Ka na ho faty aza isika mbola hiaraka

Ho doria

Ref: …
Send "Mbola Hiverina Aho" Ringtone to your Cell

Do you like these lyrics ?

Wrong lyrics ? Correct them
Thanks to alexandra_feaa

Hot new lyrics : MARIAH CAREY FT. MIGUEL - #BEAUTIFUL     2 CHAINZ FT. WIZ KHALIFA - We Own It (Fast & Furious)     2 CHAINZ & WIZ KHALIFA - We Own It     DEMI LOVATO FT. CHER LLOYD - Really Don’t Care     ACE HOOD FEAT 2 CHAINZ, BIRDMAN, DJ KHALED, FRENCH MONTANA, FUTURE, MEEK MILL, T.I. & WIZ KHALIFA - Bugatti (Remix)     WE THE KINGS - Find You There     LISA WOHLGEMUTH - HEARTBREAKER     BEATRICE EGLI - Mein Herz (Siegersong)     EVE - Eve (Explicit) ft. Miss Kitty     MARIAH CAREY - Beautiful Feat Miguel     MARIAH CAREY FEATURING MIGUEL - Beautiful     ANDRE 3000 & BEYONCE - Back to Black     30 SECONDS TO MARS - Conquistador     ANGIE MILLER - You Set Me Free     ACE HOOD - We Outchea     A SONG A DAY - BKA     BECKY G - Play It Again     MIKA FT ARIANA GRANDE - Popular Song     40 OZ. NOTHING - Song 1     1968 - I Wish I Could Be An Angel     30 SECONDS TO MARS - City Of Angels     ALEJANDRO FERNáNDEZ FEATURING CHRISTINA AGUILERA - Hoy Tengo Ganas De Ti     1 BEAT OFF - The Slow Song     28 DAYS - A General     ANDREW WALKER - The Wish Song ft. Nick Walker     #17 WILLYG - Song     16VOLT - Low     2 BE 3 - Even If     2 CHAINZ FT KANYE WEST - Birthday Song     A SONG A DAY - Gary The Walrus With ADD    
ToneFuse Music