AMBONDRONA lyrics :
"Tsy Hay"

Send "Tsy Hay" Ringtone to your Cell

TSY HAY

Mody tsy miteny
Hay ianao nahita azy ihany
Be ny tiany ambara
Fa tsy sahy nilaza izy ouhouh
Ny am-ponao koa, izay tonga aloha
Mampifila kely, ka ho tapitra atreo

Tsy norarahiny ianao ka nandao
Mila azy ianao namanao
Miandry azy ianao ohouOOOOO

Tsy hay intsony koa izay resaka taloha
Na ny ray aminareo tsy hanome ny fo
Ny azy hono hoe mbola misy toerana

Mody tsy miteny
Ny fihetsika no namboarina
Raha hoe tsikitsiky, maka fanahy
Nositominao mihitsy ny fony
Sao tsy azonao intsony
Menatra angah hoe haka lehilahy

Tsy norarahiny ianao ka nandao
Mila azy ianao namanao
Miandry azy ianao ohouOOOOO

Tsy hay intsony koa izay resaka taloha
Na ny ray aminareo tsy hanome ny fo
Ny azy hono hoe mbola misy toerana

Tsy hay intsony koa izay resaka taloha
Na ny ray aminareo tsy hanome ny fo
Ny azy hono hoe mbola misy toerana

Tsy hay, tsy hay intsony koa, tsy hay intsony koa
Ny toerana
Ny azy hono hoe mbola misy toerana

AMBONDRONA
Send "Tsy Hay" Ringtone to your Cell

Do you like these lyrics ?

Wrong lyrics ? Correct them
Thanks to alexandra_feaa

Hot new lyrics : 2 CHAINZ FT. WIZ KHALIFA - We Own It (Fast & Furious)     MARIAH CAREY FT. MIGUEL - #BEAUTIFUL     2 CHAINZ & WIZ KHALIFA - We Own It     DEMI LOVATO FT. CHER LLOYD - Really Don’t Care     MATT CORBY - Resolution     LISA WOHLGEMUTH - HEARTBREAKER     ACE HOOD FEAT 2 CHAINZ, BIRDMAN, DJ KHALED, FRENCH MONTANA, FUTURE, MEEK MILL, T.I. & WIZ KHALIFA - Bugatti (Remix)     BEATRICE EGLI - Mein Herz (Siegersong)     MARIAH CAREY - Beautiful Feat Miguel     MARIAH CAREY FEATURING MIGUEL - Beautiful     ANDRE 3000 & BEYONCE - Back to Black     ANGIE MILLER - You Set Me Free     MIKA FT ARIANA GRANDE - Popular Song     ALEJANDRO FERNáNDEZ FEATURING CHRISTINA AGUILERA - Hoy Tengo Ganas De Ti     ACE HOOD - We Outchea     BECKY G - Play It Again     A SONG A DAY - BKA     30 SECONDS TO MARS - City Of Angels     40 OZ. NOTHING - Song 1     1968 - I Wish I Could Be An Angel     2 CHAINZ FT KANYE WEST - Birthday Song     IMRAN KHAN - Satisfya     Dafina Zeqiri - Bloodah     1 BEAT OFF - The Slow Song     ANDREW WALKER - The Wish Song ft. Nick Walker     28 DAYS - A General     #17 WILLYG - Song     A SONG A DAY - Gary The Walrus With ADD     2 BE 3 - Even If     16VOLT - Low    
ToneFuse Music